Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [Rajemisa 1985]
 tohana avy ao ambany [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay support [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra sohitry

Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy azo tantazana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31