Teny iditra fanaovana ampaham-bokatra
Singan-teny fanaovana ; ampaha ; vokatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fifanekena eo amin'ny tompon'ny fitaovampamokarana sy ny mpiasa ka ifampizarana ny vokatra azo eo amin'ny fambolena na fiompiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Métayage [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17