Teny iditra fanapahana (tapaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: < [...]
¶ Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny f [...]
¶ Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokont [...]
¶ Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanap [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   ¶ fanapahana amin'ny ôksizenina: fanapahana amin'ny alalan'ny fampitsonehana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   the act of cutting; the act of deciding; government, authority [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation
¶ fanapahana amin'ny ôksizenina: oxy-coupage
¶ fanapahana an-tosika: interrupteur à poussoir. [Voambolana: Fizìka]
¶ fanapahana mitsimbadika: interrupteur à bascule. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   fandidiana

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09