Teny iditra | fanapaka (tapaka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manapaka, mandidy, manito Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1] | |
Ohatra | Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |