Teny iditra | fanaparitaka (paritaka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony Azo aparitaka, tokony haparitaka: Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |