Teny iditra fanapepoana (pepo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana izay hahapepo, fanasiana lempona; fanakiviana [Rajemisa 1985]
   fanindriana olona mba tsy hampitraka azy [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   asservissement, domination, humiliation [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09