Teny iditra fanariana (ary)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   vidange, évacuation [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [Andraina: Mitaraina, takila 202]
2Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 105]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/10