Teny iditra fanasa (sasa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano
Azo sasana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui peut se laver, manière de laver [1.3]

Teny iditra fanasa (asa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray
Azo asaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière d'inviter [1.3]

Teny iditra fanasa (asa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo
Azo asaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05