Teny iditra | fanasavoana (savoana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasavoana, mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony Azo asavoana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanasavoana, fanasoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |