Teny iditra fanasoavana (soa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the doing of good to people [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bonnes oeuvres [Hallanger 1974]
Ohatra 
1fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona. []
2Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [Ravelomanana: Lalana, takila 202]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/11/06