Teny iditra fanatahana (tataka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrovitana manaraka ny lavany; fanasiana loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano [Rajemisa 1985]

2009/02/23