Teny iditra | fanatakoboka (takoboka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatakoboka, manafina ao anaty lamba Azo afenina ao anaty lamba: Tsy fanatakoboka ny akoho [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanatakoboka, takobo-kafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |