Teny iditra fanatakotroka (takotroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatakotroka, mampipoaka mitalakotroka mafy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatakotroka (takotroka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atao mitakotroka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23