Teny iditra fanatamora (tamora)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatamora, manamora, mampihem-bidy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatamora (tamora)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tamoraina [Rajemisa 1985]

2009/02/23