Teny iditra fanatampody (tampody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatampody, maniraka na mandefa olona ka mampiverina azy ny andro iny ihany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/09