Teny iditra fanatantavanana (tantavana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay filtre, passoire [SLP 1986]

2009/09/09