Teny iditra fanatevenana (tevina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de rendre épais, le motif [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy; [FOFAFIPE: Rosovola]
2Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/18