Teny iditra fanatitra (atitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba enti-manatitra
¶ Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana
¶ Sorona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an offering [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay offrande [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 Présent, ce qui est digne d’être offert
¶ manière de conduire [Abinal 1888]
Ohatra Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana. [Ndemahasoa: Antakay, takila 92]
Lahatsoratra 

2017/06/29