Teny iditra fanatofantsika (tofantsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatofantsika, manome endrika volantsinana na andohalambo, mandantsika [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23