Teny iditra fanatsarana (tsara)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [Rajemisa 1985]
   ¶ fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   amélioration: Fanatsarana ny fonenana (Amélioration de l'habitat) ~ Fanatsarana ny tany (Amélioration du sol) [SLP: Voambolana]

2012/11/10