Teny iditra fanatsatsahana (tsatsaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famotsiana tanteraka ny vary totoina [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   L'action de donner un dernier coup de pilon, l’instrument, le lieu [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny   fitsatsahana

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/11