Teny iditra fanatsikala (tsikala)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsikala, manisy tsikala [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanatsikalana

Teny iditra fanatsikala (tsikala)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsikalana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanatsikalana

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23