Teny iditra fanatsimbadika (tsimbadika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsimbadika, mampikodia, manohoka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsimbadika (tsimbadika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsimbadika [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23