Teny iditra fanatsingatotra (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsingatotra, mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23