Teny iditra fanavakavaham-bolon-koditra (avaka, volo, hoditra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy entina milaza fiangarana noho tsy fitovian' ny volon-koditra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy racial discrimination by skin color [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay discrimination raciale [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ségrégation raciale, apartheid [SLP 1986]
Voambolana 

2010/10/07