Teny iditra fanaviana (avy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy fever, a slight illness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fièvre bénigne [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31