Teny iditra fanavotam > fanavotana (avotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famonjena amin' ny loza, fahafatesana,fanandevozana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy redemption [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rédemption, rachat, rançon [Hallanger 1974]
Lahatsoratra