Teny iditra fanazavana tsy mivantana
Singan-teny fanazavana ; tsy ; mivantana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ataratra amin'ny toeran-kafa aloha ny hazavana vao alefa amin'izay tiana hohazavaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay éclairage indirect [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10