Teny iditra fanazimba (zimba)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manazimba, izany hoe manao tsinontsinona, manivaiva
Azo zimbaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14