Teny iditra fandaharana (lahatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fametrahana olona na zavatra mahitsy tom [...]
¶ Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana d [...]
¶ Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray
¶ fandaharana voalanja: fotoana tsy voafaritra mazava
¶ fandaharana voavaha: fotoana voafaritra mazava [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste, programme [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   rangement; programme
¶ fandaharana anaty erana: rangement dans l'espace. [Voambolana: Matematika]
¶ fandaharana anaty lemaka: rangement dans le plan. [Voambolana: Matematika]
¶ fandaharana tanteraka: ordre total. [Voambolana: Matematika]
¶ fandaharana tsy tanteraka: ordre partiel. [Voambolana: Matematika]
¶ fandaharana voalanja: chronologie relative
¶ fandaharana voavaha: chronologie absolue
¶ fandaharan-tsakafo indray homana: menu [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
fandaharana
fandaharako
fandaharanao
fandaharany
fandaharantsika
fandaharanay
fandaharanareo
fandaharan'
fandaharan-
fandaharam-
fandahara-
-pandaharana
-pandaharako
-pandaharanao
-pandaharany
-pandaharantsika
-pandaharanay
-pandaharanareo
-pandaharan'
-pandaharan-
-pandaharam-
-pandahara-

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/10