Teny iditra fandala (lala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina mandala [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandala (lala)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandalà
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka] fisaonana [Rakotosaona 1972]

2009/02/23