Teny iditra | fandama (lama) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The mode of smoothing [1.2] | |
Teny iditra | fandama | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | The secretion called shew. The word in more frequent use for this now is filazana [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |