Teny iditra fandamahana (lamaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana: Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona io tany be kitoantoana io
Fandriana tsy afaka miarina: Fandamahana hateloana no vokatry ny fijejojejoana nandihy mandra-maraina
Fifotorana amin' ny asa: Tsy hay lazaina ny fandamahany tamin' itỳ asa itỳ fa adiny telo misesy izy teo foana
Fikapana (bozaka, herana): Tapak' andro maninjitra izy tany amin' ny fandamahana bozaka tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20