Teny iditra fandaminana (lamina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay implantation
¶ agencement, arrangement, organisation [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/03/26