Teny iditra fandavantena (la, tena)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   abnégation, volonté, disponibilité [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Volana vitsivitsy feno fandavantena toy izany no nolaniny tao Vohipeno. [Rajaonarivelo: Bina, takila 101]
2Nampianatra ny amin' ny fandavantena sy ny fahazotoana izy, ka ny fanaon' ny mpifanala hazakazaka ho nataony ohatra. [Randzavola: Baiboly, takila 581]

2017/02/07