Teny iditra |
fandefasana
(lefa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ? Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of setting free; sending, shipping [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8]
|
Ohatra |
1 | Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo?
[2.445]
|
2 | fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany.
[2.424]
|
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|