Teny iditra fandiafasika (dia, fasika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay guinette [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Actitis hypoleucus

2018/04/29