Teny iditra fandikana (dika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Transgression; translation, copying [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Transgression; traduction; copie [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20