Teny iditra fandinihana (dinika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana
Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay étude, observation [1.13]
Ohatra 
1Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. [2.606]
2Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643]
Voambolana 
Lohateny Raki-pandinihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10