Teny iditra fanditra (ditra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaovavy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23