Teny iditra fandohotse
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Rivotra malemilemy avy any avaratra (raha mafy izy dia atao hoe radraty na varapohè) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31