Teny iditra fandokana (doka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandoahana na fandavahana vato mba hahazoana manapoaka azy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanadokana

Teny iditra fandokana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fandokafana, doka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06