Teny iditra fandonana (dona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny varavarana ka taitra niantsambotra aho [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31