Teny iditra | fandotsoana (lotso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |