Teny iditra fandovana (lova)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay hérédité [SLP 1986]
Lahatsoratra 

Teny iditra fandovana (lo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hahatonga lo [Rajemisa 1985]

2017/06/29