Teny iditra fandrabavy (fandraka, vavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany [Rajemisa 1985]
 fandra-kazo be sakana fa manify [SLP 1986]
Famaritana anglisy [vavy, feminine.] A very large chisel. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ciseau [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  fandradahy

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09