Teny iditra fandradahy (fandraka, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraka kely na etiety ny lelany [Rajemisa 1985]
 fandra-kazo kely sakana fa matevina [SLP 1986]
Famaritana anglisy [lahy, masculine.] A very small chisel. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay bédane [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  fandrabavy

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09