Teny iditra fandrafetana (rafitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamboarana zavatra amin' ny hazo: Fandrafetana latabatra
Fanorenana: Fandrafetana trano
Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba
Fandaharana: Havanana amin' ny fandrafetana iohateny ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Carpenter work, construction work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Travail de charpentier; construction [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20