Teny iditra fandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra
¶ Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra
¶ Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza
¶ Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay
¶ Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika
¶ Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A piece of wood used in weaving [Richardson 1885]
 the act of receiving [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de recevoir [Hallanger 1974]
 préhension [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [Ravelomanana: Lalana, takila 110]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [Rapatsalahy: Kintana, takila 67]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [Rabary: Daty, takila 171]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [Andraina: Mitaraina, takila 190]
Sary 

Teny iditra fandraisana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra fandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [Richardson 1885]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [Ravelomanana: Lalana, takila 110]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [Rapatsalahy: Kintana, takila 67]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [Rabary: Daty, takila 171]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [Andraina: Mitaraina, takila 190]

2019/10/03