Teny iditra fandraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hahiazana izaitsizy [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Teny iditra fandraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   bokind-razan'ny Antaimoro, ka ifandovana sady vita [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fandraka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a chisel [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ciseau [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   fandrabavy ~ fandradahy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06